bzc_mrk_text_reg/14/32.txt

1 line
381 B
Plaintext

\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toerana atao hoe Getsemane zareo, de hoy Jesosy taminjareo mpianany hoe: "Mitoera aketo raha mbola mivavaka Zaho." \v 33 De nitondra an'i Petera sy Jakoba ary Jaona niaraka taminanjy Izy ary nanomboka nalaelo sady ory tegnandraha. \v 34 De hoy Izy taminjareo hoe: "Fadiragnovagna loatra ny Fagnahiko, kara raha efa ho faty. Mitoera aketo ka miambena."