bzc_mrk_text_reg/14/22.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 22 Raha mbola tam-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, ary nizarazara izany. Nameny anjareo izany sady natôny hoe: "Reso, ity no vatagnanay." \v 23 De nalaka kapoaka Izy, nisaotra, ary nagnomia izany anjareo, de nisotro tamin'izany zareo jiaby. \v 24 De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ràn'ny fagnekiam-piavanako, rà izegny alatsaka ho an'ny maro. \v 25 Zakeko marina amindreo fa tsy hisotro ity vokatry ny voaloboka ity koza Zaho mandrapahatongavan'ny andro izegny hisotroako izany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."