bzc_mrk_text_reg/13/35.txt

1 line
303 B
Plaintext

\v 35 Ka membena fa tsy fantan-driô na oviana no hotonga ny tom-potragno; mety amin'ny folak'andro zany, na amin'ny sasak'alina, na magneno akoho, na mandrena. \v 36 Fa raha avy tampoka izy, de aza atô ahitan-driô mandry izy. \v 37 Zegny zakeko aman-driô de zakeko amin'olona jiaby koa: Miambena!"