bzc_mrk_text_reg/13/33.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 33 Mitandrema! Miambena satria tsy ho fantan-driô ny fotôna. (Fagnamariana: ireo fahefana taloha de hoe: Mitandrema! Miambena de mivavaha, satria...) \v 34 Zegny de kara lilay reka nande lavitraˍniala ny tragnony izy ka ny mpanompony no naseny hikarakara ny tragnony, samby amin'ny asa atôny aby, ary nanome beko ny mpiambina izy mba tsy oandry.