bzc_mrk_text_reg/13/30.txt

1 line
353 B
Plaintext

\v 30 Zakeko amin-driô, marina tsara, itogna taranaka itogna de tsy lany tamingana se madra-pivoahany raha jiaby zany. \v 31 Ho potika ny lagnitra sy ny tany, fa ny ra-zakeko koza tsy ho potika mandrak'izegny. \v 32 Fa ny mikasika zany andro sy fotôna zany, de tsisy mahafantatra nade zariô anjely agny andagnitra agny aza, na ny Zanaka fa ny Ray my.