bzc_mrk_text_reg/13/24.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 24 Kanefa hafaran'io fahorian'io, de homizigna ny masoandra, ny volana tsy hagnome fahazavana, \v 25 ireo kintana hiraraka avy egny amin'ny lagnitra, ary ireo hery izay ao an-dagnitra hetseketsehina. \v 26 Ka ho hitan-jariô ny Zanak'Olona avy egny amin'ny rahogna amin'ny hery lehibe sy voninahitra. \v 27 Ary hagnasa ny anjeliny Izy ka hanangona miaraka ny olom-boafidiny avy agny amin'ny vazantany efatra, avy agny amin'ny faran'ny tany ka atragny amin'ny faran'ny lagnitra.