bzc_mrk_text_reg/13/21.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 21 Ary ra misy olona mizaka aminarô hoe: " Antengo, aty lay Kristy! na koa hoe: "Antegno, arý Izy! de aza mino an'izany. \v 22 Fa hisy Krisity sandoka sy mpaminagny sandoka hiseho ary amoaka famantarana sy fahagagana, mba hamitahana, na de ny olom-boafidy aza, raha azony, atô. \v 23 Membena! Efa nozakeko taminarô mialoa ny fotônan'io ra mantolo io.