bzc_mrk_text_reg/13/17.txt

1 line
478 B
Plaintext

\v 17 Lozan-jariô viay bevoka sy mampinono amin'izany andro zany! \v 18 Mivavahà anariô mba tsy ho amin'ny rirignina no hitrangan'izany. \v 19 Fa hisy fahoriana be, zegny mbola tsy nisy hatramin'izegny, rehefa namorona zô ntontolo zô Andriamanitra, ka atramin'izô, ary mandrakizay tsy hitsy intsony zany. \v 20 Ary raha tsy nafohizin'ny Tompo zany andro zany, de tsy hisy olona ho vohavotra koza. Fa non'ny olm-boafidy, zegny nofidiny, de nafohiziny isan'izany andro zany.