bzc_mrk_text_reg/13/11.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 11 Rehefa manambotra sy mitory an-driô zariô, de aza matahotra amin'izegny tokony hizaken-driô. Fa amin'izegny fotoana zegny, de amenan-driô zay tokony zaken-driô; tsy anarô no izaka, fa ny fagnahy masina. \v 12 Ny tambokoreka hitory ny tambokoreka amanazy ho faty, ary ny ibany hitory ny zanagny. Ny zanaka hiady amin'ny iabany sy ny reniny ka amono an-jarô. \v 13 Tsy ho tian'olona jiaby anariô non'ny Agnarako. Fa na zovy na zovy mavandry atramin'ny farany, de ho voahavotra zany olona zany.