bzc_mrk_text_reg/13/09.txt

1 line
296 B
Plaintext

\v 9 Mitandrema my an-driô. Ho atolotra an-jariô eo amin'ny Synedriona anarô, ary ho raboina ao amin'ny synagoga. Hitsangana aloan-jariô mpanapaka sy jariô mpanjaka nony Amiko anariô, ho vavolombelona aman-jarô. \v 10 Fa ny filazantsara de tsy maintsy ambara amin'ny firenena jiaby aloaka.