bzc_mrk_text_reg/13/03.txt

1 line
258 B
Plaintext

\v 3 Ary ra nitoetra tiô an-tampotaviran'Oliva tandrifin'ny fiangonana Izy, de nagnadignan'Azy moramora Petera, Jaona, Jakoba sy Andrea hoe: \v 4 "Zakiô aminay, oviana mà no hatongavany zany raha maro be zany? Ino avekiô ny marika ra ho tonga rà izany?"