bzc_mrk_text_reg/13/01.txt

1 line
324 B
Plaintext

\c 13 \v 1 Rehefa niala tiô an-tokotanin'ny fiangonana Jesosy, de nizaka tamin'Azy ny reka tamin'ny mpianatra hoe: "Mpampiatra ô zahano meny atsaran'ny vato sy ny atsaran'ny rafitra!" \v 2 Zô nizakeny taminazy hoe: "Itanô va togna rafitra agnona be togna? Tsisy vato nade reka avela mifanongoà akiô ka tsy ho robaina."