bzc_mrk_text_reg/12/43.txt

1 line
403 B
Plaintext

\v 43 De nantsovany zariô mpianany ary hoy Izy taman-jarô hoe: "Zakeko aminariô marina tokoa, fa ity viavy mahantra mpitondra tegna ity no nandasaka be mioatra amin'olona zay nandasaka vola tiô amin'ny vatan-drakitra. \v 44 Satria ny marobe de nagnome tamin'ny fanagnamben-jariô. Fa ity mpitondra tegna ity koza de amin'ny fahantrany, de nandrosaka ny vola manotolo zay tokony ivelomany takô izy."