bzc_mrk_text_reg/12/35.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 35 Namaly Jesosy, raha nampianatra tiô amin'ny fiangonana Izy; de hoy Izy hoe: "Ahôna ma no izakan'ny mpagnano fanjakana fa Kristy de zanak'i Davida? \v 36 Davida tegnany, tamin'ny Fagnahy masina, nagnano hoe: "Ny Tompo nizaka Tami'ny Tompoko hoe: Mipetraha akiô amin'ny tagnako ankavana, mandrapa agnamboarako ny fahavalonô ho fitoeran-togotra anô! \v 37 Davida tegnany aza nagnantso Anazy hoe: "Tompo; ka nahôna no maha zanak'i Davida an'i Kristy?" Niteno Anazy tam-pifaliana zarô vaôka maro be .