bzc_mrk_text_reg/12/28.txt

1 line
588 B
Plaintext

\v 28 Nisy reka taman-jarô mpitondra fanjakana avy niteno ny zakan-jariô; itany fa novalin'ny Jesosy tsara zariô. Ary nagnadina Anazy izy hoe: "Ino ny didy lehibe indrindra amin'ny didy manontolo?" \v 29 Jesosy namaly hoe: "Tsonoé tsara ry Isiraely fa ny Tompo Andriamanitra antsena, de Tompo reka my. \v 30 Tsy mentsy mankatià ny Tompo Andriamanitranô amin'ny fonô jiaby anô, amin'ny fagnahinô jiaby, amin'ny segnanô jiaby, sy amin'ny herinô jiaby"!. \v 31 Ity ny didy faha roa: "Tsy maintsy mankatià ny namanô karan'ny tegnanô anô! Tsy misy didy afa lehibe mihoatra anio.