bzc_mrk_text_reg/12/24.txt

1 line
267 B
Plaintext

\v 24 Ary hoy Jesosy hoe: "Tsy zany va no antony mahadiso hevitra andriô, tsy fantandriô na ny soratra masina na ny herin'Andriamanitra? \v 25 Satria ra misangana amin'ny maty zariô, de tsy manambady na alefa ampekarin'olona, fa ho karan'ny anjely angy andagnitra.