bzc_mrk_text_reg/12/18.txt

1 line
405 B
Plaintext

\v 18 Avy tiô zariô Sadoseo, de nizaka fa tsisy fisanganana amin'ny maty, de tonga tiô aminy. Nagnadina Anazy zarô, nagnano hoe: \v 19 "Mpampianatra ô, nanoratra an'izô ho ane Mosesy hoe: "Ra maty ny tambokireka amin'ny lilay reka ka nagnombela vady izy, nefa tsy mba nanan-janaka, de tokony ho vadin'ny tambokoreka amin'ny lilay efa maty izy, ka anagna taranaka ho an'ny tambokireka amanazy izy."