bzc_mrk_text_reg/12/10.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 10 Tsy novakinarô nga soratra masina zô? "Ny vato tsy nekeny mpagnano tragno, no natô vato fehijoro. \v 11 Avy tagny amin'ny Tompo zany, de mamagnana akiô amasontsena." \v 12 Niaragna anamborana an'i Jesosy zariô, fa sengy nataotra ny vaôka, satrian fantan-jarô fa fanoerana an-jariô no nizakany zany fagnoarana zany. Koa de nambelan-jariô Izy de lasa nandia zarô.