bzc_mrk_text_reg/12/01.txt

1 line
598 B
Plaintext

\c 12 \v 1 Nanomboka nampianatra an-jariô tami'ny alalan'ny fagnoarana Jesosy. Hoy Izy hoe: "Nisy lilay nagnano tanim-bôloboka, de nagnano vala nagnodidigna anazy, sady nagnano lavaka famiazana." Nagnano tilikambo izy de avy tiô de nampagnofa ny tanim-bôloboka tamin'ny mpamboly vôloboka. De ninga nandia lavitra izy avy tiô. \v 2 Tamin'ny fitoana mety, de nagniraka mpanompo hôagny amin'ny mpamboly vôloboka izy mba angalaka aman-jarô sasagny amin-jariô izay tokony anjarany amin'ny tanim-bôloboka. \v 3 Fa nosamboron-jariô izy, nivangoany ra, de nitoravany tsy nitondra na ino na ino.