bzc_mrk_text_reg/11/31.txt

1 line
510 B
Plaintext

\v 31 Nifandinika niaraka zareo sady nifamaly hoe: "La mamaly ansena hoe: "Avy agny an-dagnitra, 'de hizaka Izy hoe: 'Fa naoana andrika no tsy nino ananjy andreo?' \v 32 Fa la mamaly koza ansena hoe: 'Avy amin'olona,' ..." Nataotra ny olona zareo, satria resy lahatra ny olona jiaby fa i Jaona de tegna mpaminagny tokoatra. \v 33 Avy takeo zareo namaly an'i Jesosy hoe: "tsy fantanè." De hoy Jesosy taminjareo hoe: "Zaho my koà de tsy hizaka amindreo hoe fahaefana avy teza no agnanovako iregny raha iregny."