bzc_mrk_text_reg/11/24.txt

1 line
595 B
Plaintext

\v 24 Noho izany de mizaka amindreo Zaho hoe: "amin'zegny ivavandrio sy angatahindrio jiaby, minoa fa efa nahazo izany andreo, de ho azondreo izany. \v 25 Ndreka mitsangana sy mivavaka andreo, de tsy mensy mamela izegny alaelo jiaby anangnandreo amin-jovy na amin-jovy, mba ho avelan'i Babandreo Izegny agny an-dagnitra my koà ny fahotandreo. \v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy mentsy magnatô ny hoe (zaano akô amin'ny Mat. 16: 15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloka koza andreo , de tsy hagnombela ny fahotandreo tegnany tokoatra ny Babandreo izegny agny an-dagnitra."]