bzc_mrk_text_reg/11/17.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 17 De nampianatra anjareo Izy ka nizaka hoe: "Mà tsy efa voasoratra hoe: 'Ny tragnoko dia ansôvana hoe tragno fivavahana ho an'ny firenena jiaby?' Nefa natôndrio lavaka fivonian'ny mpangalatra." \v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisorogna sy ny mpitondra fanjakana izegny raha nizakeny, de niaragna fomba hamomoana Ananjy zareo. Kanefa nataotra Ananjy zareo satria ny vaoaka jiaby de gaga tamin'ny fampianarany. \v 19 Ndreka alina ny andro, de niala tan-tanàna zareo.