bzc_mrk_text_reg/11/07.txt

1 line
531 B
Plaintext

\v 7 Ary nindesinjareo mpianatra roy lahy takeo amin'i Jesosy ny zana-boriky de natôny takeo ambon'izany ny lambanjareo ka afaka nideba an'izany i Jesosy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tegny an-dalana, ary ny sanagny koza namelatra tagnantagnan-kakazo izegny avy nitapahiny avy tagny agnaty ala. \v 9 Izegny ninga talôa sy izegny nagnaraka Ananjy de nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina ilay tokana avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida iabansena! Hosana ho an'ny agnambo indrindra!"