bzc_mrk_text_reg/11/04.txt

1 line
362 B
Plaintext

\v 4 Ninga nivoaka zareo de nahita zana-boriky reka nifatotra takeo avelagn'ny varangaragna reka takio amoron-dalana, ary nivaanjareo ny tadiny. \v 5 Nisy olona hafa nisangana takio ary nizaka taminjareo hoe: "Ino raha anindrio, mamaha zana-boriky io?" \v 6 De nizakendjareo taminjareo ny zakan'i Jesosy taminjareo, ary navelan'olona ninga tamin'ny lalany zareo.