bzc_mrk_text_reg/11/01.txt

1 line
518 B
Plaintext

\c 11 \v 1 Ary raha ninga tagny Jerosalema zareo, de nagnakeky an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, ary Jesosy nagniraka roy taminjareo mpianany \v 2 ary nizaka taminjareo hoe: "Ndena minga amin'iry tanàna bitika alohansena iry. Raha vô tafiditra akô andreo, de aita zana-boriky reka mbôla tsy nidiban'olona. Vahao izy de andeso aty Aminay. \v 3 Raha misy olona mizaka amindrio hoe: 'Nawana andreo no magnano an'izô?' De zakeo hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo ananjy fa aerigna malady aty izy avekio."