bzc_mrk_text_reg/10/29.txt

1 line
474 B
Plaintext

\v 29 Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny tragnony, na ny tamboka reka aminanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy mahazo in-jato mierigna amin'izô taonjato izô: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. \v 31 Fa maro ny voalognany no hanjary farany, ary ny afara hanjary voalognany."