bzc_mrk_text_reg/10/20.txt

1 line
469 B
Plaintext

\v 20 De hoy ilay lilahy hoe: "Mpampianatra o, efa naniko latamin'ny fahatanorako aby raha jiaby izany." \v 21 Nagnentigna ananjy Jesosy ka tia ananjy. Ary hoy taminanjy hoe: "Misy raha reka tsy ampy akô aminô. Tsy mensy amidinô ny raha jiaby anagnanô ary amiao ny boty izany, de hanagnana fanagnana agny an-dagnitra ano. Ka magnaraha Anay." \v 22 Fa noho izany fizakana izany de nanjombogna izy ka niala tamin'alahelo, satria nanagna fanagnana marobe tokoatra izy.