bzc_mrk_text_reg/10/17.txt

1 line
483 B
Plaintext

\v 17 Ary ndreka nagnandogna ny diany Izy, de nisy lilahy niazakazaka ka nentongalitra tagnatreany, ary nagnadina hoe: "A mpampianatra tsara, ino no tsy mensy aniko mba handovako ny fiegnana mandrakizegny?" \v 18 Jesosy nagnano hoe: "Naoana Zaho no ataonao hoe 'tsara'? Tsisy tsara ankoatran'Andriamanitra reka my. \v 19 Fantanô ny didy hoe: "Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mitsagana ho vavolombelona mamesy, aza magnambaka, hajeo ny abanao sy ny reninao.'"