bzc_mrk_text_reg/10/10.txt

1 line
311 B
Plaintext

\v 10 Ary ndreka tafiditra tandragno zareo, de mbola nagnerigna nagnadina mikasika izany ndreka zareo mpianatra. \v 11 Hoy Izy taminjareo hoe: "Na zovy na zovy lilahy magnombela vady ka mangalaka viavy hafa de mijangajanga. \v 12 Raha miala amin'ny vadiny ny viavy ka manambady lilahy hafa de mijangajanga izy."