bzc_mrk_text_reg/10/01.txt

1 line
597 B
Plaintext

\c 10 \v 1 Niala takeo amin'zany toerana izany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritanin'i Jodia sy takegny amin'ny faritra ambanin'ny Reniranon'i Jordana, ary ninga takeo aminanjy ndreka ny vaoaka. Ary kara ny fanìny, de nampianatra anjareo ndreka Izy. \v 2 De nagnatona Ananjy zareo Fariseo mba hitsapa Ananjy ka nagnadignany hoe: "Azon'ny lilahy aniny mà ny magnombela ny vadiny?" \v 3 De nizaka Izy hoe: "Ino megny ny raha nasen'i Mosesy nataondreo?" \v 4 De hoy zareo hoe: "Mosesy de namela ny lilahy reka hanoratra taratasy fagnamarinana fisaraham-panambadiana ary nandefa anjareo avy teo."