bzc_mrk_text_reg/09/42.txt

1 line
618 B
Plaintext

\v 42 Fa na zovy na zovy manafintohina ny reka aminjareo mino Anay, de tsara ho ananjy ny agnantognana vato maventy fikoseham-bary mifatotra amin'ny ambozogny ary havarigna agny an-dranomasina. \v 43 Raha ny tagnano no mahatonga anô ho tafitohina, tapaho izany. Fa tsara aminô ny miditra manan-kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna tagnan-droy ka inga agny amin'ny helo, agny amin'ny afo tsy maty vonina. \v 44 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy magnatô ny fehezateny akô amin'ny andininy 44 sy 46 hoe: Izegny tsy mety maty ny ankagna akô amin'izany ary ny afo de tsy ho faty mandrakizegny.'"]