bzc_mrk_text_reg/09/30.txt

1 line
404 B
Plaintext

\v 30 Niala takeo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiany ho fantan-jovy na zovy hoe avy teza zareo, \v 31 fa nampianatra anjareo mpianany Izy. Hoy izy taminjareo hoe: "Ny Zanak'Olona dia hamiana ho an-tagnan'ny olona, ka ho voninjareo Izy. Ary ndreka voavono Izy, de hitsangana amin' ny maty ndreka afaka telo andro." \v 32 Fa tsy azonjareo io fagnambaràna io, ary nataotra ny agnadina Ananjy zareo.