bzc_mrk_text_reg/09/23.txt

1 line
454 B
Plaintext

\v 23 Jesosy nizaka taminanjy hoe: "Raha mahè anô? \v 24 Ny raha jiaby de hain'ny manam-pinoana." Ary niaraka tamin'izegny iaban'ilay zaza de niheka mafy nagnano hoe: "Mino zaho! Tahio zaho amin'ny tsy finoako!" \v 25 Ndreka hitan'i Jesosy ireo vaoaka nihazakazaka nagnatogna Ananjy, de nizakeny mafy ilay fagnahy maloto ary nagnano hoe: "Ry fagnahy tsy mizaka sy maregnina, mandidy anô Zaho, mivoaha aminanjy, ary aza mierigna midita aminanjy kôza."