bzc_mrk_text_reg/09/20.txt

1 line
534 B
Plaintext

\v 20 Ary nindesina takeo Aminanjy ilay zaza lilahy, ary ndreka vô nahita an'i Jesosy ilay fagnahy ratsy, de nampifanintosintona ananjy izany. Lavo tamin'ny tany ilay zaza lilahy ary namory ny ranovavany. \v 21 Jesosy nagnadina ny iabany hoe: "Letr'oviana no naha karan'izô ananjy?" Dia hoy ny iabany hoe: "letra izy mbola bitika." \v 22 Ndrekindreka io fagnahy ratsy io de nandavo ananjy tagnaty afo na tagnaty rano ary nagnano izegny hapotika ananjy. Raha mahè magnano ny raha jiaby Anô, de mamindrà fo aminè ary tahio zehè."