bzc_mrk_text_reg/09/17.txt

1 line
553 B
Plaintext

\v 17 Ary nisy reka tamin'ireo vaoaka namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra o, nindesiko ho aketo Aminô ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka ananjy izy. \v 18 Manambotra ananjy ka mandavolavo ananjy ary mampandoa vory ananjy, mikatri-nify izy, ary manjary mifanintogna. Nangao taminjareo mpianatrao ny tegnako mba hamoaka izany hiala aminanjy, kanefa tsy vitanjareo izany." \v 19 Ary namaly anjareo Izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hibodiako aketo amindreo? Mandra-pahoaviana no handiferako amindreo? Andeso aty Aminay izy."