bzc_mrk_text_reg/09/11.txt

1 line
488 B
Plaintext

\v 11 Nagnadina Ananjy zareo hoe: "Nawana zareo mpitondra fanajakana no magnambara fa tsy mentsy ho avy alohan'ny fotoana i Elia?" \v 12 De hoy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga voalohagny Elia hagnarina ny raha jiaby. Ary nawana no voasoratra fa ny Zanak'Olona de hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatô kara ny olona tsy misy dikany? \v 13 Nefa zakeko amindreo fa efa tonga Elia, ary natôn'ny olona aminanjy izegny miniminim-pony, araka izegny efa vozakan'ny Soratra Masina momba ananjy."