bzc_mrk_text_reg/09/01.txt

1 line
561 B
Plaintext

\c 9 \v 1 Hoy Izy taminjareo hoe: "Zakeko amindreo marina tokoatra, fa misy amindreo izegny mitsangana aketo no tsy hagnandragna izany fahafatesana izay alohany hahitanjareo ny fanjakan'Andriamanitra izegny ho avy amin'ny hery lehibe." \v 2 Ary enina andro taty afara, de nindesin'i Jesosy niaraka taminanjy i Petera sy Jakoba ary Jaona tagny an- tendrombohitra ambo, ary zareo reka no takagny. Avy teo de nivadika terehy takeo amasonjareo Izy. \v 3 Nanjary nangilangilatra no sady madio, ary fotsy mioatra ny raha fotsy indrindra taketo ambony tany ny lambany.