bzc_mrk_text_reg/07/33.txt

1 line
402 B
Plaintext

\v 33 Nitondra an-dralilahy nitôkana niala takio amin'ny fokon'olona Izy, de nanefa ny zana-tagnany tagnaty tadigniny Izy, ary ndreka avy nandrôra, de nikasika ny lelany. \v 34 De nidraka lagnitra Izy, de nisento ka nizaka taminanjy hoe: "Efata," izany hoe: "Maladià!" \v 35 Ary bitibitika takio de naregny ny tadigniny, ary izegny namatotra ny lelany dia potika ary de afaka nizaka mazava sara izy.