bzc_mrk_text_reg/07/24.txt

1 line
479 B
Plaintext

\v 24 Niala takeo Izy ka ninga tagny amin'ny faritr'i Tyro sy i Sydona. Niditra tan-dragno reka zegny Izy ary tsy tiany ho fantan-jovy na zovy fa takô Izy, nefa tsy afaka nivony. \v 25 Kanefa niaraka tamin-jegny de nisy viavy reka, izegny nisy fagnahy maloto ny zanagny viavy bitika, naregny ny momba ananjy, tonga, ary nenkohoka teo ankongogny. \v 26 Ary Grika ilay viavy, Syro-foinika no fiaviany. Nengavy Taminanjy izy mba hamohana ny demonia mba hiala amin'ny zanagny viavy.