bzc_mrk_text_reg/07/20.txt

1 line
447 B
Plaintext

\v 20 Hoy Izy: "Izegny mivoaka avy amin'ny olona no madoto ananjy. \v 21 Fa avy agnatin'ny olona, avy ao am-pony, no ivoaan'ny segna ratsy, ny fahavetavetana, ny halatra, ny vono olona, \v 22 ny fizangazangana, ny fitsiriritana, ny haratsiam-pagnahy, ny fitaka, ny fizezozezoana, ny fialognana, ny famosana lenga, ny avognavogna, ny hafokàna. \v 23 Izany raha tsy manjary jiaby izany no mivoaka avy agnatin'ny olona, ary izany no mandoto ananjy."