bzc_mrk_text_reg/07/11.txt

1 line
422 B
Plaintext

\v 11 Kanefa andreo mizaka fa: ''Raha misy lilahy reka mizaka ny abany na ny reniny hoe: 'Na ino na ino tianô ho azo avy aminay dia efa Korbana,''' (izany hoe: 'namian'Andriamanitra') - \v 12 de tsy avelandreo hagnano na ino na ino amin'ny abany sy ny reniny kôza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra andreo noho ny fomban-drazagnanandreo izegny nitanandreo. Ary raha maro mitovy amin'izany koà no atôndreo."