bzc_mrk_text_reg/07/02.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 2 Ary hitanjareo ny mpianatra sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana tsy madio, izany hoe tsy vôsasa. \v 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy jiaby de tsy mba nihinana raha tsy efa avy nanasa ny tagnananjareo , satria magnaraka ny fombafombanjareo loholona.) \v 4 Ary ndreka niherigna avy tagny abazary zareo Fariseo, dia tsy mihinana zareo raha tsy avy mandro, ary mitandrigna fomba maro hafa tegnandraha zareo, kara ny fanasana kapoaka, sy ny fagnaranana, fanaka varahina, ary ny fandriana izay hinananjareo.)