bzc_mrk_text_reg/06/56.txt

1 line
274 B
Plaintext

\v 56 Fa na takaa na takaa nandianany na an-tanàna, na antanam-be, na tegny amin'ny vohitra bitika, de napetrakan-jarô teo amin'ny kianja ny marary. Niangavy Anazy zariô mba andefa an-jarô hikasika ny morognak'anjony, ary zarô manontolo izay nikasika Anazy dia sitrana.