bzc_mrk_text_reg/06/53.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 53 Rehefa tody zariô, de tonga tô Ganesareta zariô ka nibodika takô. \v 54 Ary rehefa niala tan-dakam-bitika zarô, tonga de fantan'olona tô Izy. \v 55 Ka niazakazaka nagneragna ny faritra manontolo zariô ary nanomboka nitondra marary tamin'ny fandriany tagny amin'izegny rehetra regnin-jariô misy an'Azy.