bzc_mrk_text_reg/06/48.txt

1 line
507 B
Plaintext

\v 48 Ary hitany fa nijaly be zarô nive lakam-bitika, satria nanohitra be an-jariô ny rivotra. Takiô aman'ora fembenana fahefatra ny alina de nagatogna inga akiô aman-jarô Izy, nandia tegny ambony ranomasina, ary te-handalo taman-jarô Izy. \v 49 Fa rehefa nahita Anazy nandia tegny ambonin'ny ranomasina zariô, de neverin-jarô ho angatra na (raraa) Izy ka nioekoeka zariô. \v 50 Satria nahita Anazy zarô ka vaka, tiô tiô my de nizaka taman-jariô Izy hoe: "Matokisa! Zao my ty! Aza matahotra!"