bzc_mrk_text_reg/06/39.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 39 De nibeko ny olona jiaby mba hitoetra mitokotokogna takiô amboniny ahitra meso Izy. \v 40 De nipetra nitokogna zariô; tokogny zato sy dimampolo. \v 41 Nangalaka ny mofo dimy sy lôka roe Izy, nidraka ny lanitra Izy de nisôtra ka nizarazara ny mofo ka nangnomen'izany tamin-jarô mpianatra mba omena ny olona .Nizareny koa ny lôka roe ho an-jarô rehetra.