\v 28 Makà lesona avy amin'ny kakazon'aviavy, Raha vô manarogna sy mandravina ny tagnantagnany , de fantanarô fa ho avy ny loatôna. \v 29 Toy izany koa, raha vô hitanariô mitranga zegny zavatra rehetra zegny, de fantanarô fa efa marivo Izy, manakeky ny vavahady.