\v 33 Avy teo de tonga tagny Kapernaomy zareo. Ndreka avy niditra tan-dragno Izy de nagnadina Ananjy zareo hoe: "Ino ny raha nifampikoranandreo tan-dalana?" \v 34 Fa nangina zareo. Satria niady hevitra tegny an-dalana zareo ny amin'izegny lehibe indrindra. \v 35 Nitoetra Izy, ary nantsovany niaraka zareo roy ambin' ny folo lahy ary nizaka Izy hoe: "Raha misy magniry ny ho voalohagny, de tsy mentsy farany amin'ny jiaby izy ary ho mpanompon'ny olona jiaby."