\v 35 Ary rehefa folak'andro ny andro, de nagnatogna Anazy zarô mpianany ka nanao hoe: "tany fogna ity, ary ny andro de efa ho alina koá. \v 36 Aveleo zarô mba inga agny amin'ireo fonegnany sy tanàna magnodidigna hividy sakafo mba hoanin-jarô."