\v 14 Hoy Pilato taminjareo hoe: "Ino no ratsy naniny?" Fa niheka mafy fĂ´gna zareo hoe: "Fantsio Izy." \v 15 Te hagnano izegny mahafa-po anjareo i Pilato, ka de nafahany i Barabasy. Niraboiny Jesosy ary avy teo nameny mba ho fantsiana.